Canalblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
kristiana.com: mitory an'i Jesoa Kristy
18 juillet 2014

HO AN’NY OLONA REHETRA NY FAMONJENA

ASAN’NY APOSTOLY 13:44-48Ny famonjena hatrany amin’ny faran’ny tany 1-Mandrindra ny asa fitoriana ny Tompo Manambara ny fandrindrana ny fitoriana ny filazantsara ny Tenin’ Andriamanitra . Atomboka amin’ny jiosy ny fitoriana ary tsy maintsy mipaka any...
Publicité
Publicité
Fandraisana

Mihamaro ireo pejy kristiana ato amin’ny Internet. Tsy vitsy amin’izy ireny no manampy betsaka antsika mba hiroborobo amin’ny finoana sy ny fiainam-bavaka. Na tsy misy antontan’isa mazava aza eto am-pelantanana dia heverina fa tsy vitsy ireo “ondry niverina ao am-bala” vokatry ny fitoriana ataon’ireny “sites” ireny.

Tsikaritra anefa fa mbola vitsy ireo tranonkala kristiana amin’ny fiteny Malagasy. Hameno izany tsy fahampiana izany indrindra no atony nanosika anay hanao izao “site” izao. Antenaina fa hanampy anao hiorina amin’ny finoana izy ity satria izany indrindra no tanjonay.

Ho hitanao ato mazava ho azy ireto: mofon’aina, fampianarana, fijoroana vavolombelona, rohy samihafa sns. Koa mirary fitsidihana mahafinaritra ary!

Publicité
kristiana.com: mitory an'i Jesoa Kristy
Archives
Publicité